Entry | 1 bibibiby |
Root | 2 biby |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra: Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin' ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika 5 [1.78] jereo bibibibin' olona |
Explanations in English |
6 [1.2] brutal, obstinate |
Examples |
7 Ny zaza novelomin'ny biby ohatra dia lasa bibibiby ihany koa. [2.606#] 8 Noho ny toe-javatra hitako na nihatra tamiko tato anatin' ny indroa andro, efa lasa bibibiby izany aho. [2.4#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2025/01/21 |