|
|
|
|

Entry1  bibibiby
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra: Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin' ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika
4  [1.78] jereo bibibibinolona
Explanations in English  5  [1.2] brutal, obstinate
Examples  6  [2.606#] Ny zaza novelomin'ny biby ohatra dia lasa bibibiby ihany koa.
7  [2.4#] Noho ny toe-javatra hitako na nihatra tamiko tato anatin' ny indroa andro, efa lasa bibibiby izany aho.
Root  8  biby
Derivatives 
9  Active verbs :
Compound words 

Updated on 2025/02/02