|
|
|
|

Entry1  sarobidy
Elementary words  2  sarotra, vidy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena
Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika
Explanations in French  5  [1.3][saro-bidy] cher, précieux
Examples  6  sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra. [2.472]
Other spellings  7  sarobidy
Proverbs  8  Proverbs containing the word sarobidy

Updated on 2024/12/12