Entry | 1 sarobidy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika |
Explanations in French |
4 [1.3][saro-bidy] cher, précieux |
Examples |
5 [2.472] sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra. |
Elementary words | 6 sarotra, vidy |
Other spellings | 7 sarobidy |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word sarobidy |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |