Entry |
vidy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy? Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1]
|
Explanations in English | Price, value [1.7]
|
Explanations in French | Prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
|
| Valeur [1.3, 1.5]
|
Examples | Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy.
[2.472]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Analogs |
vanga |
Proverbs |
|