Entry | mividy (vidy) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandoa vola atao takalon' ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To buy [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Acheter [1.8, 1.13] | ||||||||
Examples | Niara-nivarotra teo am-pivarotana tamin' i Dada sy Neny aho no niditra nividy zavatra izy.
[2.4] | ||||||||
Vocabulary | Economy: (in general) | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mividy | ||||||||
Updated on 2023/08/11 |