|
|
|
|

Entry1  takalom-patsa vidimpihinanana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] entina milaza ny setrin' ny zavatra omena olona; nanaovan' ny hafa ka tsy maintsy manao aminy koa: fifankaleovana no tena heviny; enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon' ny soa nataony taminao
Elementary words  4  takalo, patsa, vidy, fihinanana

Updated on 2024/12/07