|
|
|
|

Entry (1/3)1  fihinanana
Root  2  hinana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Asa atao rehefa mihinana; fitsakoana sy filemenana ventin-kanina [1.1]
Explanations in English  5  the act of eating [1.7]
Explanations in French  6  action de manger [1.8]
Examples  7  Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro. [2.270]
8  Ary nony efa vita ny fihinanana, dia niteny ny Governora. [2.366]
9  Niara-nitsangana izy roa, dia nivoaka ny efitra fihinanana. [2.529]
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word fihinanana

Entry (2/3)13  fihinanana
Root  14  hinana
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Karama: Tsy hisy hanao an' io raha tsy misy fihinanana kely [1.1]

Entry (3/3)17  fihinanana
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  fitana (rano), fandehanana anaty rano na lalina na lalindalina hiampitana eny amin'ny fitodiana andafin-drano [Tanala] [1.78]

Anagrams  20  fananihany, fihinanana, hifananany, hifaninana, nanafihany, nanifihana, nanihifana, nifahanany

Updated on 2023/05/24