|
|
|
|

Entry1  zara fihinanana
Elementary words  2  zara, fihinanana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny vola na zavatra na sakafo omena ny havana misaona amin' ny fandroana noho izy tsy mba "mandro"

Updated on 2023/01/01