Entry | 1 hinana |
Root | 2 hana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana [1.1] |
Explanations in French |
5 [1.12] 6 [1.3] |
Examples |
7 ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy. [2.59#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 hanain, hanany, hañina, hanina, hinana, ihanan, nahany, nahina, nanahy, nihana |
Updated on 2024/07/25 |