Entry (1/2) | 1 mihinana |
Root | 2 hinana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy 5 Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina 6 Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny 7 Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io [1.1] |
Explanations in English |
8 to eat; to use up; to embezzle funds [1.7] |
Explanations in French |
9 manger; consommer; détourner des fonds [1.8] 10 [mihinaña] manger [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
11 Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy: [2.293] 12 Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo [2.470] 13 Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 18 homana, mitelina, manao vakim-borona, manendry, mandrapaka, mitsingintsingina, mangeboka, mitomboka, mipaka, mamahan-tena, mijao, mamango, manesika, miletra, mibibaka, mandrepoka, mambosika, mikesokesoka, mitsamontsamona, mambosibosika, mimontsina, miviravira, mifotafota, mianjady, misatrasatra, managorodana, manoranorana, manao voky, manao tranga, manao rapa-dango, manao teli-moka, manao indraim-bava, manao tombok' orona, manao tombokitsatsy, manao sesimontotra, miosanosana, miharaka |
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word mihinana |
Entry (2/2) | 22 mihinàna |
Root | 23 hinana |
Part of speech | 24 imperative of active verb mihinana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
25 [1.1] |
Explanations in French |
26 [1.3] |
Anagrams | 27 amihinan, haminany, hanimany, hanimina, haniniam, hianinam, ihaminan, ihinanam, mihinana, mihinàna, namihina, nianiham, nihamain, nihamina |
Updated on 2023/01/20 |