Entry | 1 miletra |
Root | 2 letra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miditra ka tsy afa-mivoaka intsony: Miletra ao anatin' ny gadanà ny fanalahidy Miditra betsaka: Mbola miletra ato an-trano ihany ny olona, nefa efa tsy omby Mihinana be dia be, manao voky hatenda: Niletra ny anao lahy omaly tany amin'ny fanasana ha nandraiki-narary ~ Niletra vomanga Isambilo ka narary kibo |
Morphology |
|
Analogs | 9 mihizina, mihitsoka, misesika, misosososo, misisika |
Updated on 2024/12/11 |