|
|
|
|

Entry1  mihitsoka
Root  2  hitsoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Latsaka amin' ny toerana iray ka tsy afa-miala: Nihitsoka tao an-davaka ny fiaranay
Mijanona tsy miasa: Mihitsoka amin' ity raharaha ity ny volako
Explanations in French  5  [1.3#254] être enfoncé, être embourbé, engagé dans, échouer, s’enfoncer, se couler dans ses entreprises, ne pas réussir
Examples  6  mihitsoka hoatra ny otomobilina lany lasantsy. [1.437#]
7  Vokatr'izany rehetra izany, mihitsoka ny toekarena, tsy mivoatra. [2.606#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mihitsoka

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21