Entry |
hitsoka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy fahafahana miala fa mihizina ao anelanelana na ao anatin' ny zavatra [1.1]
|
Derivatives |
|
Entry |
hitsoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Lalana tery sady lava any ambanin'ny tany [1.13]
|
Explanations in French | Galerie [1.13]
|
Derivatives |
|
Entry |
hitsoka
(tsoka)
|
Part of speech | future of active verb mitsoka
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
Examples | Ireo mpisorona zanak' i Aarona, no hitsoka ny trompetra;
[2.996]
|
|