Entry | tsoka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana vovoka amin-javatra iray, na koa hampanenoana zavamaneno, toy ny bingona, trompetra [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Entry | tsoka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ilay zavatra mitsiranorano be toa menaka ao anaty taolana [1.1] | |||||||||||||||
Zavatra mitsiranoka be toa menaka ao an'aty taolana [1.13] | ||||||||||||||||
Explanations in French | Moelle [1.13] | |||||||||||||||
Vocabulary | Biology | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Anagrams | katso, kotsa, tsako, tsoka |
Updated on 2023/08/11 |