|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsofina
Root  2  tsoka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Andefasana rivotra amin' ny vava: Tsofy ny jiro ~ Tsofina ny afo
Esorina ny vovoka
Ampanenoina: Raha vao tonga ny Filoham-pirenena dia notsofina ny bingona
Examples  5  Efitra iray no andrian' izy eni-mianaka ary jiron-tsolitany na lahi-jabora no tsofina rehefa tonga ao am-pandriana ny tsirairay. [2.470]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)12  -tsofina
Part of speech  13  morphological form of sofina
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21