|
|
|
|

Entry1  tso-drano    tsodrano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1][tsodrano] (taloha) Rano nafafy tamin' olona na natao tao am-bava dia notsofina hifafy aminy, ka ny nofafazana tamin' io rano io indrindra dia ny olona marary na ny handeha hivahiny lavitra (ilay tsodrano natao tao am-bava dia natao koa hoe ranom-bavaka)
[tsodrano] (ankehitriny) firarian-tsoa heverina ho manan-kery, avy amin' ny olon-dehibe na ray aman-dreny: Omeo ny tsodranonao aho, ry dada, fa hanambady
[tsodrano] (ankehitriny) vola kely omena ny tompon-draharaha ho maripihavanana raha misy hasoavana, fanambadiana: Manatitra tsodrano
[tsodrano] Anaran' ny vola ampiarahina amin' ny tsodrano: rompatsa, patsannympifana, tsodranonjaza, fenakoho, vodiakoho, zarafihinanana, fanaovambeloma, fandraisantanana, romafana
Explanations in French  4  [1.3][tso-drano] aspersion, bénédiction, souhaits d'adieu
[tso-drano] action de céder
Examples  5  [2.472] Dia lasa ny vahiny, narahan' izy mivady saotsaotra sy tsodrano.
Elementary words  6  tsoka, rano
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Analogs  12  ranombavaka, firarian-tsoa

Updated on 2025/03/30