Entry |
fen' akoho
|
Elementary words | fe ; akoho |
Part of speech | locution
|
Explanations in English | Drumstick of a chicken [1.7]
|
Explanations in French | Cuisse de poule [1.8]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|
Entry |
fenakoho
|
Elementary words | fe |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanomezana omen' ny ray aman-dreny ny zanaka rehefa tonga ny fandroana, ka raha mbola amin' ny fotoana tsy ahazoana mamono zavamananaina no anomezana azy, dia vola no atao [1.1]
|
Explanations in French | [Betsimisaraka]
Ce nom veut dire littéralement « cuisse de poulet ». C'est la partie du poulet qui est traditionnellement donné aux enfants. Par extension, on appelle ainsi tout ce qui est réservé à l'usage des enfants ou à leurs jeux [1.196]
|
Examples | raha mamangy izy tsy tapaka mivimbina zavatra kely, ary raha tojo ny tonon-taona, mifanome vodiakoho sy fenakoho;
[2.436]
|
Phytonyms |
|
|
Entry |
fenakoho
|
Elementary words | fe |
Part of speech | noun
|
Explanations in English | [Betsimisaraka]
A shrub [1.2]
|
Explanations in French | [Betsimisaraka]
Arbuste non identifié [1.196]
|
Vocabulary |
|