|
|
|
|

Entry1  solompenakoho
Elementary words  2  solo, fen' akoho
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanomezana avy amin' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany amin' ny Fandroana na amin' ny tonon-taona
Explanations in French  5  [1.3] cadeau en argent donné par les parents et les supérieurs aux enfants et aux inférieurs à la place d'une cuisse de poulet, à l'époque du Fandroana
Examples  6  Ka raha tsy mamono na ny ray na ny zanaka, dia vola no atao solombody akoho na solompenakoho. [2.48]
Analogs  7  solombodiakoho

Updated on 2023/09/08