Entry | 1 solombodiakoho |
Elementary words | 2 solo, vodiakoho |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanatitra omen' ny zanaka ny ray aman-dreny amin' ny fandroana na amin' ny tonon-taona |
Explanations in English |
5 [1.7] (solom-bodiakoho) a gift of money to one's superior in place of the traditional chicken's rump |
Explanations in French |
6 [1.3] cadeau en argent donné aux parents, aux chefs, aux grands, à l'époque du Fandroana, à la place du croupion qui leur est dû 7 [1.8] (solom-bodiakoho) cadeau aux parents ou à un supérieur pour remplacer la croupe de poulet traditionnelle |
Examples |
8 Toy izany ohatra rehefa mandalo ny mpamafa lalana na ny mpamonjy trano may haka solombodiakoho na ny fakitera hitondra taratasim-bola, dia tolorany zavatra tokony ho harem-be ho azy raha ny fiheverana azy. [1.369#] |
Analogs | 9 solompenakoho |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |