|
|
|
|

Entry1  solombodiakoho
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanatitra omen' ny zanaka ny ray aman-dreny amin' ny fandroana na amin' ny tonon-taona
Explanations in English  4  [1.7] (solom-bodiakoho) a gift of money to one's superior in place of the traditional chicken's rump
Explanations in French  5  [1.3] cadeau en argent donné aux parents, aux chefs, aux grands, à l'époque du Fandroana, à la place du croupion qui leur est dû
6  [1.8] (solom-bodiakoho) cadeau aux parents ou à un supérieur pour remplacer la croupe de poulet traditionnelle
Examples  7  [1.369#] Toy izany ohatra rehefa mandalo ny mpamafa lalana na ny mpamonjy trano may haka solombodiakoho na ny fakitera hitondra taratasim-bola, dia tolorany zavatra tokony ho harem-be ho azy raha ny fiheverana azy.
Elementary words  8  solo, vodiakoho
Analogs  9  solompenakoho

Updated on 2024/12/12