|
|
|
|

Entry1  mitso-drano
Root  2  tsoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mirary, maniry soa ho an' olona: Mitso-drano anao aho, anaka, mahaleova, mahalasàna
5  Manamasina: Nitso-drano ny trano fiangonana ny mpitandrina ~ Izy no nitso-drano ny mariazinay efa ho herintaona izao [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Proverbs  9  Proverbs containing the word mitso-drano

Anagrams  10  misondrota, mitso-drano

Updated on 2020/07/31