|
|
|
|

Entry1  fitsofan-drano
Root  2  tso-drano
Elementary words  3  fitsofana, rano
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Firariana, fanirian-tsoa: Ny fitsofan-dranon' i dada sy neny no naha-toy izao ahy
Fanamasinana: Nanatrika ny fitsofan-dranon' ny fanambadianay i nenibe
Explanations in French  6  [1.3#791] Bénédiction, aspersion ; l’instrument
Examples  7  Io rano io dia afafy amin' ny vahoaka ho fanadiovana sy ho fitsofan-drano azy [2.508#165]

Updated on 2024/12/12