Entry 1/2 |
fitsoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Famelezana amin' ny rantsan-kazo madinika, amin' ny teny maharary; fandaniana; fivarotana; fangalarana; fanaovana asa na zavatra vita tsara [1.1]
|
Explanations in English | In Imerina it means a rod, a horse-whip, a twig, a flexible cane. See kapoka, vely. [1.2]
|
Explanations in French | Action de flanquer un coup, de lancer un coup, des paroles, de dépenser, de vendre, de gripper, de faire rondement, parfaitement [1.3]
|
Derivatives |
|
Entry 2/2 |
fitsoka
(tsoka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fomba entina mitsoka na mandefa rivotra amin' ny vava: Tsy toy izao no fitsoka afo, ry Bozy Toetran' ny rivotra heno toa mifafy na mikapoka: Malefaka ny fitsokan' ny rivodranomasina androany [1.1]
|
Explanations in English | [Provincial]
Whistling in a jocular manner [1.2]
|
Examples | Tery amin' ny tendron-kazo toa nisy rivotra mahery fitsoka ihany fa nampihofahofa sy nampidoladola ny laingo malefaka rehetra;
[2.643]
|
|