|
|
|
|

Entry1  fitsohana
Root  2  fitsoka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Asiana, torahana, velezina: Nofitsohany tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nofitsohako vato ilay vorondolo ka maty terỳ
5  Angalarina: Nofitsohan' ilay karilahy ny akohoko dimy
6  Vitaina tsara, fatratra: Faly aho fa nofitsohany ilay asa nampanaoviko azy [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Other spellings  11  fitsofana

Anagrams  12  afantsiho, fitsohana

Updated on 2023/01/20