Entry | 1 afitsoka |
Root | 2 fitsoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-mamely, atoraka: Karavasy hoditra mihitsy no nafitsony azy Atao: Tsara ny lahateny nafitsony izay Lanina: Nafitsony tamin' ny soavaly daholo ny volany |
Explanations in English |
5 [1.2] used of anything used to beat with |
Explanations in French |
6 [1.3] qu'on lance: Tahamaina mafy no nafitsony azy (Il lui a lancé un fort soufflet) ~ Mafy ny teny nafitsony azy (Il lui a lancé des paroles dures) qu'on dépense, qu'on vend: Nafitsony tamy ny fanaovan-trano ny volany rehetra (Il a dépensé tout son argent pour bâtir une maison) ~ Nafitsony ny ombiny rehetra (Il a vendu tous ses boeufs) qu'on fait parfaitement: Tsara ny soratra nafitsony (Il a fait une écriture parfaite) |
Examples |
7 rahefa mby akeky ny tafika dia ny samotady no afitsoka [2.48] 8 Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word afitsoka |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |