Entry | 1 mamitsoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mamely, manisy: Mamitsoka tehamaina Mandany: Tamin' ny soavaly no namitsohan-dry Rabe mivady ny volany rehetra Manao tsara mihoatra noho...: Namitsoka indrindra tamin' ny mpianatra namany rehetra izy |
Explanations in English |
4 [1.2] to beat, to flog, to strike, to smite. |
Root | 5 fitsoka |
Morphology |
|
Anagrams | 10 mamitsoka, mamokatsy, mamotsika, mikatsamo, mitsomaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |