Entry | 1 homana |
Root | 2 hana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io |
Explanations in English |
5 [1.7] to eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf. hanina, hinana; |
Explanations in French |
6 [1.8] manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf. hanina, hinana |
Examples |
7 Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana. [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 11 hanina, hinana |
Compound words |
|
Proverbs | 41 Proverbs containing the word homana |
Anagrams | 42 |
Updated on 2025/01/21 |