|
|
|
|

Entry (1/3)1  mitomboka
Root  2  tomboka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Misy kase, misy marika natao tamin' ny vy mahamay matetika: Valopy tsy mitomboka ity. / Mitomboka ny tarehiny
5  Isaina, heverina ho toy ny izy ihany: Mitomboka ihany ny andronao raha marary ianao [1.1]
Explanations in French  6  sceller, apposer un cachet [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/3)11  mitomboka
Root  12  tomboka
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  Mamaky bainga amin' ny angady [1.1]
Explanations in English  15  to stab; to pierce [1.7]
Explanations in French  16  donner un coup de bêche ou de lance [1.8]
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :
20  Imperative :

Entry (3/3)21  mitomboka
Root  22  tomboka
Part of speech  23  active verb
Explanations in Malagasy  24  Miandoha: Mitomboka rahampitso ny vakansy (ny fiteny matetika anefa amin' io hevitra io dia ny hoe: miantomboka, na manomboka) [1.1]
Morphology 
25  Present :
26  Past :
27  Future :

Anagrams  28  matomboky, mitomboka

Updated on 2020/07/31