|
|
|
|

Entry (1/3)1  mitomboka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misy kase, misy marika natao tamin' ny vy mahamay matetika: Valopy tsy mitomboka ity. / Mitomboka ny tarehiny
Isaina, heverina ho toy ny izy ihany: Mitomboka ihany ny andronao raha marary ianao
Explanations in French  4  [1.8] sceller, apposer un cachet
Root  5  tomboka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/3)10  mitomboka
Part of speech  11  active verb
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Mamaky bainga amin' ny angady
Explanations in English  13  [1.7] to stab; to pierce
Explanations in French  14  [1.8] donner un coup de bêche ou de lance
Root  15  tomboka
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :

Entry (3/3)20  mitomboka
Part of speech  21  active verb
Explanations in Malagasy  22  [1.1] Miandoha: Mitomboka rahampitso ny vakansy (ny fiteny matetika anefa amin' io hevitra io dia ny hoe: miantomboka, na manomboka)
Root  23  tomboka
Morphology 
24  Present :
25  Past :
26  Future :

Anagrams  27  matomboky, mitomboka

Updated on 2025/01/21