|
|
|
|

Entry1  akondro vidin' anoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza zavatra roa samy tsara ifanakalozana ka tsy misy maty antoka na mahazo tombony, mitovy amin' ilay manao hoe: "Angady mondro sy reniakoho: izay mananda no resy". (Ny akondro sy ny ronono dia samy hanina noderain'ny Ntaolo ary nataony ho tena fiadanana ny mihinana azy: "Trano bongo misy ronono sarotra atao malahelo" ary "Raha samy voan-kanina ihany, dia aleo voan-kanina amin'ny akondro")
Explanations in English  4  [1.2][akondrovidinanoka] The sale of one article to get money to purchase another
Elementary words  5  akondro, vidy, anoka

Updated on 2024/12/07