Entry | 1 vidina |
Root | 2 vidy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io 5 Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [1.1] |
Examples |
6 Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word vidina |
Updated on 2023/01/20 |