|
|
|
|

Entry1  fividy
Root  2  vidy
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mividy
Azo vidina
Examples  5  ary vola avy aty antanana no ampidinina hataony fividy hanina; [2.59#]
6  Raha vinanto tsara fividy ka mitondra ny matomperiny ary mivimbina ny trafony dia tsy mba vinanto fa isan-janaka indrindra. [2.436#]

Updated on 2023/04/14