Entry | 1 mandafo |
Root | 2 lafo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
mivarotra |
Explanations in English |
5 [1.7] to resell what one has just bought. to act as sales intermediary |
Explanations in French |
6 [1.8] revendre ce qu'on vient d'acheter; être agent de vente |
Examples |
7 amin' izay, raha mandafo zavatra latsaka noho ny mason-karena izy dia milaza fa maty antoka ary mandraiki-dresy. [2.436#] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 donafam, mandafo |
Updated on 2023/04/09 |