|
|
|
|

Entry1  mahalafo
Root  2  lafo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Afaka mivarotra: Tsy mahalafo ny variny io mpivarotra io
5  Enti-milaza ny antony mahatonga ho lafo: Ny hakelezan' ny vokatra no nahalafo ny vary taona ito [1.1]
Explanations in English  6  to sell for a good price [1.7]
Explanations in French  7  débiter une marchandise [1.3#358, 1.8]
8  écouler une marchandise, la vendre à bon prix ou à la bonne saison: Tsy nahalafo na inona na inona aho (Je n'ai pu rien vendre) [1.3#358]
9  vendre à bon prix [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word mahalafo

Anagrams  15  mahafalo, mahalafo

Updated on 2023/01/20