|
|
|
|

Entry1  hasarotana
Root  2  sarotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny zavatra sarotra: Tsy anerany ny hasarotan' ilay asa nomenao ahy
5  Halafosana: Iaraha-mahalala ny hasarotan' ny fiainana amin' izao fotoana izao
6  Fahihirana: Hasarotan' izay lahiantitra re izany! Aleony sempotra miakatra amin' io fiakara-mideza io toy izay lany vola hakana fiarokaretsaka
7  Hatendan-kanina: Loza ny hasarotan' io tovovavy io fa tsy mitsaha-mitsako ny vavany [1.1]
Proverbs  8  Proverbs containing the word hasarotana

Anagrams  9  anaratsaho, anatsaharo, hasarotana

Updated on 2023/01/05