|
|
|
|

Entry1  manano sarotra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Maka sarotra, misahirana; sahirana erý [1.1]
Explanations in English  4  To be in a difficult position; to be difficult to do [1.7]
Explanations in French  5  être dans une position difficile; être difficile à accomplir [1.8]
Examples  6  Tsy nananosarotra iny, fa i Vola koa, hono, efa nampilaza teo ihany [2.4]
7  Manan-katao noho ny varotra ataony koa moa Ravokatra, tsy mananosarotra azy velively ny mampanarana azy mianakavy. [2.470]
Other spellings  8  mananosarotra
Elementary words  9  manano, sarotra

Updated on 2023/09/16