|
|
|
|

Entry1  manano sarotra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] maka sarotra, misahirana; sahirana erĂ½
Explanations in English  4  [1.7] to be in a difficult position; to be difficult to do
Explanations in French  5  [1.8] être dans une position difficile; être difficile à accomplir
Examples  6  [2.4] Tsy nananosarotra iny, fa i Vola koa, hono, efa nampilaza teo ihany
7  [2.470] Manan-katao noho ny varotra ataony koa moa Ravokatra, tsy mananosarotra azy velively ny mampanarana azy mianakavy.
Elementary words  8  manano, sarotra
Other spellings  9  mananosarotra

Updated on 2024/12/12