|
|
|
|

Entry1  anoin-tsarotra
Elementary words  2  anoina, sarotra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] atao amin-kasahiranana: Hanointsarotra ny fanaovana itỳ trano itỳ satria ho avy izao ny orana. (Marihina fa matoantenin' ny iharana ny anoina izay mitanisa: anoina, hanoina, nanoina ka diso bevava ara-pitsipika ny hoe manoina, izay ampiasain' ny maro amin' ny fiteny hoe manoin-tsarotra; ny tiany hampiasaina dia ny mataontenin' ny mpanao mifanandrify aminy, dia ny hoe manano sarotra)
Explanations in English  5  [1.7] difficult, beset with difficulties
Explanations in French  6  [1.8] difficile à accomplir

Updated on 2024/12/07