Entry | manasarotra (sarotra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mahatonga ho sarotra aleha: Ny lavadavaka ireny no manasarotra ny lalana mankaty aminareo Mahatonga ho manahirana: Manasarotra ny fanaovan-trano ny ranonorana Mahatonga ho lozabe, kitokitoina: Ny ditran' ny mpianatra no nanasarotra an-dRamose Mahatonga ho lafo: Ny havandra no nanasarotra ny voaloboka tamin' ity taona [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To make something difficult [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Rendre difficile [1.8] | ||||||||
Examples | Tsia, tsy sarotra ny fiainana, fa ny olombelona no manasarotra azy.
[2.471] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |