Entry | 1 manasarotra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mahatonga ho sarotra aleha: Ny lavadavaka ireny no manasarotra ny lalana mankaty aminareo Mahatonga ho manahirana: Manasarotra ny fanaovan-trano ny ranonorana Mahatonga ho lozabe, kitokitoina: Ny ditran' ny mpianatra no nanasarotra an-dRamose Mahatonga ho lafo: Ny havandra no nanasarotra ny voaloboka tamin' ity taona |
Explanations in English |
4 [1.7] to make something difficult |
Explanations in French |
5 [1.8] rendre difficile |
Examples |
6 [2.471] Tsia, tsy sarotra ny fiainana, fa ny olombelona no manasarotra azy. |
Root | 7 sarotra |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |