|
|
|
|

Entry1  saro-kenatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy
Explanations in English  4  [1.7] Very bashful
Explanations in French  5  [1.3] Timide, qui se déconcerte, rougit facilement
6  [1.8] Très timide par honte
7  [1.13][sarokenatra] timide
Elementary words  8  sarotra, henatra
Synonyms  9  menamenatra

Updated on 2024/12/10