|
|
|
|

Entry1  henamaso
Elementary words  2  henatra, maso
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao
Haja, fanajana: Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo.
Explanations in English  5  [1.2][hena-maso] respect of persons, awe, respect.
6  [1.7][hena-maso] respect of persons; eye-service, the doing of something because one is being watched; fearful of what others will think or say
Explanations in French  7  [1.8] crainte des autres; honte; craindre ce que penseront ou diront les gens
Examples  8  Na noana aza ny tena, noho ny henamaso, natao tsy hitan' olona ny fakana izany. [2.472#]
Vocabulary  9  Emotions
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word henamaso

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21