|
|
|
|

Entry1  henatra iombonana
Elementary words  2  henatra, iombonana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana fahafaham-baraka mahazo ny fianakaviana ka heverina ho mihatra amin' ireo havana rehetra

Updated on 2024/12/07