Entry | 1 iombonana |
Root | 2 ombona |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Iarahana manao: Iombonanay telo tonta ny varotra ataonay Ikambanana manana: Iombonanay fito mianadahy itỳ trano itỳ |
Explanations in English |
5 [1.2] 6 [1.7] to be the object of joint ownership or of joint effort |
Explanations in French |
7 [1.8] au sujet de quoi on associe ses efforts |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles | 22 Haja iombonana (Ny Avana) |
Proverbs | 23 Proverbs containing the word iombonana |
Anagrams | 24 amboninao, anambonio, anomboany, iombonana, naombonay, niombanao, nombainao |
Updated on 2023/01/20 |