|
|
|
|

Entry1  menatra
Root  2  henatra
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
Explanations in Malagasy  7  Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavita asa na nampiseho toetra tsy mendrika: Menatry ny lainga nataony izy
8  Matahotahotra miseho eo imason' olona: Menatra aho mamakivaky ireo olona ampolony maro tsy manan-kojerena afa-tsy izaho [1.1]
Explanations in English  9  shamed; bashful [1.2, 1.7]
10  disgraced, sulky [1.2]
Explanations in French  11  avoir honte, être timide [1.3, 1.8]
12  être confus, rougir, être honteux, avoir à rougir [1.3]
13  être timide, avoir honte [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  14  fa hianao mila tsy mahazo no menatra olona [2.131]
15  Razaimalala kosa toa menatra, ka tsy nahateny intsony [2.324]
16  nahatsiaro menatra izany izahay [2.472]
17  menatra anao aho (j’ai honte de me présenter devant vous; j’ai honte de vous) [1.3]
18  tsy mahalala menatra izy (il ne sait pas avoir honte, il est sans pudeur) [1.3]
19  aleo maty toy izay menatra (plutôt mourir que d’avoir à rougir) [1.3]
Morphology 
20  Present :
21  Past :
22  Future :
23  Imperative :
Analogs  24  kaonitra, saikatra, misafosirana, somaingisain gy, sakodiavatra, saro-kenatra, mihasihasy
Compound words 
Proverbs  27  Proverbs containing the word menatra

Anagrams  28  manetra, manetrà, menatra

Updated on 2023/07/13