|
|
|
|

Entry1  sakodiavatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misalasala tsy mahita izay hatao eo anatrehana toe-javatra manahirana na tonga tampoka
Explanations in English  4  [1.7] hesitant, doubting, perplexed
Explanations in French  5  [1.8] perplexe, qui hésite
Examples  6  Tsapako ho sakodiavatra i Patrice ka tsy namaly ny teniko fa naleony niresaka zavatra hafa. [2.471]
Analogs  7  vaka, sanganehana, saikatra

Updated on 2024/12/10