Entry | 1 sanganehana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Sahiran-kevitra, tsy mahita izay hatao fa misalasala be ihany; feno fisalasalana. |
Explanations in English |
4 [1.7] hesitating to make a choice or decision |
Explanations in French |
5 [1.8] qui hésite à faire un choix, à se décider |
Examples |
6 sanganehana tsy mahita izay hataony I Terezy kely, mpira fandriana aminy. [2.470] |
Derivatives |
|
Analogs | 9 sakodiavatra |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word sanganehana |
Updated on 2020/07/31 |