|
|
|
|

Entry (1/2)1  saikatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao,
Explanations in English  4  [1.7] hesitant, undecided
Explanations in French  5  [1.8] qui hésite;
Examples  6  "saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy [2.472]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Adjectives :
Synonyms  9  saikatsaikatra

Entry (2/2)10  saikatra
Part of speech  11  adjective
Explanations in Malagasy  12  [1.78] [Tambahoaka] vositra, voavositra: omby saikatra
13  [1.1] Enti-milaza ny omby vositra
Sarindahy

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21