|
|
|
|

Entry1  saikatsaikatra
Root  2  saikatra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady [1.1]
Explanations in English  5  hesitant, undecided [1.7]
Explanations in French  6  qui hésite; [1.8]
Examples  7  Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay. [2.472]
Synonyms  8  saikatra

Updated on 2023/01/20